Histoire - Géographie

HG CD 2009

Baccalauréat de l'enseignement général

Madagascar

Session 2009

 

HISTOIRE GEOGRAPHIE    –  Séries : CD

 

 

NB : Le candidat doit traiter obligatoirement le devoir de géographie et le devoir d’histoire.

 

Sujet I             Histoire - Dissertation

« Les situations socio-économiques et politiques à la fin de la 2ème Guerre Mondiale ont amené les pays du Monde à se rapprocher et à créer l’Organisation des Nations-Unies ».

-   Analyser ce constat tout en expliquant les liens existant entre le bilan de la 2ème Guerre Mondiale et la création de l’Organisation des Nations-Unies.

 

Sujet II           Géographie - Commentaire de document

          

Les hommes, les informations, les produits circulent toujours plus nombreux et toujours plus vite à la surface de la terre. Certaines idées, certains traits culturels ou certaines formes de l’organisation de l’espace se rencontrent donc partout.

… Pourtant, la diversité se renforce à l’intérieur des pays ou des régions dans plusieurs domaines.

                                                                                           Géographie, Terminales

                                                                                                       NATHAN, P. 8

Commenter ce Document à partir de vos connaissances et des indications suivantes :

         - Analyser les différents facteurs favorisant la Mondialisation.

         - Le Document montre que le phénomène de globalisation n’est que partiel.

  Expliquer ce constat en insistant sur les limites, les bénéficiaires ainsi que la conséquence de la Mondialisation.

                                                                     

N.B. : Tsy maintsy atao ireo laza adina roa atolotra ny mpiadina.

LAZA DAINA I : Tantara-Famoaboasan-kevitra

            “Ny toe-draharaha ara-tsosialy, ara-toekarena sy ara-pôlitika tamin’ny fiafaran’ny Ady Lehibe Faharoa dia nitondra ny Firenena maro maneran-tany hifanatona ary namorona ny Firenena Mikambana”.

 

Hadihadio io tranga io ka asongadino amin’ny fanazavana ny fifamatorana misy eo amin’ny vokatry ny Ady Lehibe Faharoa sy ny namoronana ny Firenena Mikambana.

 

LAZA ADINA II : Jeografia – Fanadihadiana tahirin-kevitra

 

Mihamitombo ary mihahaingana hatrany ny fivezivezen’ny ny olona, ny vaovao ary ny vokatra isan-karazany maneran-tany. Vokatr’izany dia tsapa fa mifanojo ny sasantsasany amin’ny endriky ny(toetra ara-) kolontsaina, ny hevitra na koa amin’ny endriky ny lamina eo anivon’ny habaka (erana) na aiza na aiza eto an-tany.

... Na izany aza nefa dia misongadina ny fahasamihafana amin’ny sehatra maro na eo anivon’ny Firenena na eo anivon’ny faritra tsirairay avy.

- Géographie, Terminales

   NATHAN, P. 8.

Hadihadio ny Tahirin-kevitra araka ny fahalalanao sy ny torolalalana manaraka :

-         Fakafakao ireo antony manome vahana ny fanatontoloana.

-         Ny Tahirin-kevitra dia maneho fa ny fanatontoloana dia miseho amin’ny ampahany ihany.

      Hazavao io voka-mpandinihana io (tsapa) ka asongadino ireo fetra ny Fanatontoloana, ireo izay mahazo tombotsoa aminy ary ny mety ho vokatr’izany Fanantotoloana izany.


Last modified: Thursday, 4 February 2016, 12:55 PM
Skip Annales du Bacc

Annales du Bacc

Skip Nouvelle version

Nouvelle version